\v 7 Rehefa maregny ady sy tabataban'ady andriô, de aza magnahy; tsy maintsy tonga zany, fa tsy mbola zany ny farany. \v 8 Fa hisy firenena hitsangana amango firenena , ary hitsy fanjakana amango fanjakana. Ary hisy horohoron-tany koa amin'ny faritra maro, sady hisy solôna. Otran'izany ny fagnandognavan'ny fahorin'ny famerana.