\v 26 De mbola magnana ndreka ny mpianatra ary dia nifagnadina zareo hoe: "Zovy andrika no azo vonjena?" \v 27 Nizaa anjareo i Jesoy ary hoy Izy hoe: "Tsy vitan'olona izany, fa vitan'Andriamanitra anìna." \v 28 De nagnandogna nizaka taminanjy i Petera hoe: "Zaano, zehè togna de nahafoy ny raha jiaby anagnane ary nagnaraka Anao."