Wed Oct 23 2019 12:11:28 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 12:11:28 +02:00
parent 4edc0017f2
commit f873cf71f0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha mbola teo a,m-pihinanana zareo, de nalaka ny mofo i Jesosy, nisaotra Izy, nizarazara izany. Namiany anjareop izany sady natony hoe: "Reso, ity no vatagnanay." De nalaka kapoaka Izy, nizsaotra, ary nagomnoia izany anjareo, de nisotra taminízany zareo jiaby. De hoy Izy taminjareo hoe: "Ity no ran'ny fagnekiam-piavanako, ra izegny alatsaka hpo an'ny maro. Zakena marina amindreo fa ts hisotra ity vokarty nu voaloboka ity koza Zahio mandraopahatongavan'ny andro uiegny hisotroako izany ndreka agny amion'ny fanjakan'Andriamanitra."
Raha mbola teo a,m-pihinanana zareo, de nalaka ny mofo i Jesosy, nisaotra Izy, nizarazara izany. Namiany anjareop izany sady natony hoe: "Reso, ity no vatagnanay." De nalaka kapoaka Izy, nizsaotra, ary nagnomia izany anjareo, de nisotra taminízany zareo jiaby. De hoy Izy taminjareo hoe: "Ity no ran'ny fagnekiam-piavanako, ra izegny alatsaka hpo an'ny maro. Zakena marina amindreo fa ts hisotra ity vokarty nu voaloboka ity koza Zahio mandraopahatongavan'ny andro uiegny hisotroako izany ndreka agny amion'ny fanjakan'Andriamanitra."