diff --git a/16/14.txt b/16/14.txt index 21fadfd..b8b906d 100644 --- a/16/14.txt +++ b/16/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 [Fagnamariana: Ny fandikana taloa no tena tsara de magnala ny Marka 16: 9-20] Tafara bitika de niseo tamin'ny reka ambifolo lay Jesosy raha mbola tiô ampinanana zariô ary nazaka mafy an-jarô Izy non'ny tsy fanekeny sy ny ditran'ny fon-jariô, satria tsy manaiky zarô zegny naita Anazy tafaran'ny nitsanganan'ny taman'ny maty zarô. Ary hoy Izy taman-jarô hoe: "Mandiana agny ami'izô tontolo zô, ary torio amin'olona rehetra ny filazantsara. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 [Fagnamariana: Ny fandikana taloa no tena tsara de magnala ny Marka 16: 9-20] Tafara bitika de niseo tamin'ny reka ambifolo lay Jesosy raha mbola tiô ampinanana zariô ary nazaka mafy an-jarô Izy non'ny tsy fanekeny sy ny ditran'ny fon-jariô, satria tsy manaiky zarô zegny naita Anazy tafaran'ny nitsanganan'ny taman'ny maty zarô. Ary hoy Izy taman-jarô hoe: "Mandiana agny ami'izô tontolo zô, ary torio amin'olona rehetra ny filazantsara. Zegny magneky sy atô batisa no vonjena, ary zagny tsy manaiky kosa de ho meloina. \ No newline at end of file