Fri Oct 25 2019 14:59:49 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 14:59:50 -04:00
parent 58b6768945
commit efe59dad7e
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Tamin'ny andro Sabata Jesosy de nande tegny ankoraka maromaro, ary nanomboka nambely tan-tagnombary ny mpianany. \v 24 De hoy zariô Fariseo Taminy: "Antegno, nagnino zarô no magnano raha tsy arakaky ny lalàna amin'ny androSabata?"
\v 23 Tamin'ny andro Sabata Jesosy de nande tegny ankoraka maromaro, ary nanomboka nambely tan-tagnombary ny mpianany. \v 24 De hoy zariô Fariseo Taminy: "Antegno, nagnino zarô no magnano raha tsy arakaky ny lalàna amin'ny andro Sabata?"

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 De hoy Izy taman-jarô hoe: "Mbola tsy nivakinarô angamba zegny natôny Davida rehetra tô agnatin'ny tsy fanagnana sy farefognana izyˍsy zarô lilay niaraka taminy. \v 26 Nagnino ny fomba nidirany takô andragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Abiatara mpisorogna be, ka ninana ny mofon'ny fanatrahana, zay tsy ara-dalana n'iza n'iza no omana anazy ra tsy mpisorogna my ary mbola nagnomezany be be zarô niaraka tamananzy aza?"
\v 25 De hoy Izy taman-jarô hoe: "Mbola tsy nivakinarô angamba zegny natôny Davida rehetra tô agnatin'ny tsy fanagnana sy farefognana izyˍsy zarô lilay niaraka taminy. \v 26 Nagnino ny fomba nidirany takô andragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Abiatara mpisorogna be, ka ninana ny mofon'ny fanatrehana, zay tsy ara-dalana n'iza n'iza no omana anazy ra tsy mpisorogna my ary mbola nagnomezany be be zarô niaraka tamananzy aza?"

View File

@ -66,7 +66,7 @@
"02-18",
"02-20",
"02-22",
"02-25",
"02-23",
"02-27",
"03-title",
"03-01",