Tue Oct 22 2019 17:57:23 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 17:57:23 -04:00
parent da2885db8d
commit e2b17fc280
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Ary niafatrafatra tamazy izy ka nagnano hoe: "Na ino na ino no angatahinô amanaa, de omeko anô, na de antsasagny fanagnako aza. \v 24 "De nivoaka izy, de nizaka tamany mamany hoe: "Ino ma ra tokony laoeko amanazy"? De hoy mamany hoe: "Ny lohan'i Jaona mpagnano batisa". \v 25 Takiô takiô my de nierigna tamin'ny mpanjaka izy, ka nagnano hoe: "Tiako omenô ana zô de zô, eo ambony lasety ny lohan'i Jaona mpanao batisa.''
\v 23 Ary niafatrafatra tamazy izy ka nagnano hoe: "Na ino na ino no angatahinô amanaa, de omeko anô, na de antsasagny fanagnako aza. \v 24 "De nivoaka izy, de nizaka tamany mamany hoe: "Ino ma ra tokony laoeko amanazy"? De hoy mamany hoe: "Ny lohan'i Jaona mpagnano batisa". \v 25 Takiô takiô my de nierigna tamin'ny mpanjaka izy, ka nagnano hoe: "Tiako omenô ana zô de zô, eo ambony lasety ny lohan'i Jaona mpagnano batisa.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Na de nampalahelo be ny mpanjaka aza zany, de tsy afaka nandà fangatahany izy nony hafatrafatra izay natôny sy nony vahiny nantsovana nihinana takô amin'ny fanasana. \v 27 Noho izany de tonga de nagnasa maramila reka avy tamin'ny mpiambina ny mpanjaka ka nagnasa anazy hitondra ny lohan'i Jaona ankiô aminy. Nandeha ilay mpiambina ka nanapaka ny lohany tao antragnom-pigadrana. \v 28 Nindôny tambonin'ny lasety ny lohany ka nomeny an-jaza vave, ary le zaza vavy nagnomia anazy an-dreniny. \v 29 Rehefa naregny an'izany zarô mpianany de ninga nangalaka ny vatagny ka nalevigny agny ampasagna.
\v 26 Na de nampalahelo be ny mpanjaka aza zany, de tsy afaka nandà fangatahany izy nony afatrafatra izay natôny sy nony vahiny nantsovana nihinana takiô amin'ny fanasana. \v 27 Non' zany de tonga de nagnasa maramila reka avy tamin'ny mpiambina ny mpanjaka ka nagnasa anazy hitondra ny lohan'i Jaona ankiô aminy. Nandeha ilay mpiambina ka nanapaka ny lohany tao antragnom-pigadrana. \v 28 Nindôny tambonin'ny lasety ny lohany ka nomeny an-jaza vave, ary le zaza vavy nagnomia anazy an-dreniny. \v 29 Rehefa naregny an'izany zarô mpianany de ninga nangalaka ny vatagny ka nalevigny agny ampasagna.

View File

@ -129,7 +129,7 @@
"06-16",
"06-18",
"06-21",
"06-26",
"06-23",
"06-30",
"06-33",
"06-35",