Thu Oct 24 2019 18:08:29 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 18:08:29 +02:00
parent 8baf3a0e43
commit e24db68c74
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Nagnintigna ny magnodidigna Ananjy i Jesosy ary nizaka taminjareo mpianagny hoe: "Tegna sarotra ho anjareo mpanagna ny miditra ny fanjakan'Andriamanitra!" \v 24 De magnana tamin'ny zakany zareo mpianatra. Fa hoy ndreka i Jesosy taminjareo hoe: "Anaka, sarotra ny hidirana akô amin' ny fanjakan'Andriamanitra! \v 25 Tsotsotra kokoa amin'ny rameva ny misofoka amin' ny vody filo, tahatra ny hisofoan'ny mpanankariana ako amin' ny fanjakan'Andriamanitra."
\v 23 Nagnintigna ny magnodidigna Ananjy i Jesosy ary nizaka taminjareo mpianagny hoe: "Tegna sarotra ho anjareo mpanagna ny miditra ny fanjakan'Andriamanitra!" \v 24 De magnana tamin'ny zakany zareo mpianatra. Fa hoy ndreka i Jesosy taminjareo hoe: "Anaka, sarotra ny hidirana akô amin'ny fanjakan'Andriamanitra! \v 25 Tsotsotra kokoa amin'ny rameva ny misofoka amin'ny vody filo, tahatra ny hisofoan'ny mpanankariana ako amin' ny fanjakan'Andriamanitra."

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 De mbola magnana ndreka ny mpianatra ary dia nifagnadina zareo hoe: "Zovy andrika no azo vonjena?" \v 27 Nizaa anjareo i Jesoy ary hoy Izy hoe: "Tsy vitan'olona izany, fa vitan'Andriamanitra anìna." \v 28 De nagnandogna nizaka taminanjy i Petera hoe: "Zaano, zehe togna de nahafoy ny raha jiaby anagnane ary nagnaraka Anao."
\v 26 De mbola magnana ndreka ny mpianatra ary dia nifagnadina zareo hoe: "Zovy andrika no azo vonjena?" \v 27 Nizaa anjareo i Jesoy ary hoy Izy hoe: "Tsy vitan'olona izany, fa vitan'Andriamanitra anìna." \v 28 De nagnandogna nizaka taminanjy i Petera hoe: "Zaano, zehè togna de nahafoy ny raha jiaby anagnane ary nagnaraka Anao."

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Ary hoy Jesosy: "Zakeko marina amindreo, tsisy olona nahafoy ny trgnony, na ny tamboka reka aminanjy, na ny mamany, na ny abany, na ny zanagny, na ny taniny noho ny Aminay, sy ny Filazantsara, \v 30 ka tsy mahazo in-jato mierigna amin'izô taonjato izô: de tragno tamboka reka, reny, zanaka sy tany, miaraka amin'ny fagnenjehana, ary amin'ny taonjato ho avy, de fiegnana mandrakizegny. \v 31 Fa maro ny voalognany no hanjaray farany, ary ny afara hanjary voalognany."
\v 29 Ary hoy Jesosy: "Zakeko marina amindreo, tsisy olona nahafoy ny tragnony, na ny tamboka reka aminanjy, na ny mamany, na ny abany, na ny zanagny, na ny taniny noho ny Aminay, sy ny Filazantsara, \v 30 ka tsy mahazo in-jato mierigna amin'izô taonjato izô: de tragno tamboka reka, reny, zanaka sy tany, miaraka amin'ny fagnenjehana, ary amin'ny taonjato ho avy, de fiegnana mandrakizegny. \v 31 Fa maro ny voalognany no hanjaray farany, ary ny afara hanjary voalognany."

View File

@ -81,8 +81,8 @@
"10-15",
"10-17",
"10-20",
"10-23",
"10-26",
"10-29",
"10-32",
"10-35",
"10-38",