diff --git a/14/06.txt b/14/06.txt index e993a7b..1778a02 100644 --- a/14/06.txt +++ b/14/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 Nefa hoy i Jesosy hoe: "Ambileo izy. Nagnino andreo no magnano izegny mampalaelo ananjy? Raha tsara no nataony taminay. \v 7 Ny boty de aketo aminaro isan'andro afaka magnano asa soa hoanjareo fogna andreo na amin 'ny fotoana ino na fotoana ino fa Izaho kosa tsy mba hipetraka aketo amindreo isan'andro. \v 8 Naganano izegny azony natô izy: Nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. \v 9 Zakeko marina amindreo, na akeza na akeza hitoriana ny filazantsara magnerana izô tontolo izô de ho zakena koà ny natôn'ity viavy ity, mba ho fahatsiarovana ananjy." \ No newline at end of file +\v 6 Nefa hoy i Jesosy hoe: "Ambileo izy. Nagnino andreo no magnano izegny mampalaelo ananjy? Raha tsara no nataony taminay. \v 7 Ny boty de aketo amindreo isan'andro afaka magnano asa soa hoanjareo fogna andreo na amin 'ny fotoana ino na fotoana ino fa Izaho kosa tsy mba hipetraka aketo amindreo isan'andro. \v 8 Nagnano izegny azony natô izy: Nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. \v 9 Zakeko marina amindreo, na akeza na akeza hitoriana ny filazantsara magnerana izô tontolo izô de ho zakena koà ny natôn'ity viavy ity, mba ho fahatsiarovana ananjy." \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 420899a..b1c0cea 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -109,7 +109,6 @@ "14-title", "14-01", "14-03", - "14-06", "14-10", "14-12", "14-15",