Wed Oct 23 2019 10:33:27 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 10:33:27 +02:00
parent 6a9a8095d4
commit e0d5b77e3a
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Raha tonga tagny Betania tao an-dragnon'i Simona boka i Jesosy raha nitoetra teo aloan'ny latabatra Izy, de nisy viavy reka nagnatona Ananjy nitondra tavoangy alabastara izegny nisy menaka magnitra lafo vidy, narda izegny tsy nisy fangarony. Novakiany ny tavoangy de nararagny teo ambony lohan'i Jesosy ny menaka. Nahavignitra ny olona sasagny anefa izany. Nifampikorana zareo ka nagnano taminanjky hoe: "Ino no dikan'izo fandaniandaniam-pogna izo? Ino io menaka magniotra io de afaka namody mioatra ny denaria telonjato, ary nizarena ho an'ny boty." De nizakazaka an-draviavy zareo.
\v 3 Raha tonga tagny Betania tao an-dragnon'i Simona boka i Jesosy raha nitoetra teo aloan'ny latabatra Izy, de nisy viavy reka nagnatona Ananjy nitondra tavoangy alabastara izegny nisy menaka magnitra lafo vidy, narda izegny tsy nisy fangarony. Novakiany ny tavoangy de nararagny teo ambony lohan'i Jesosy ny menaka. \v 4 Nahavignitra ny olona sasagny anefa izany. Nifampikorana zareo ka nagnano taminanjy hoe: "Ino no dikan'izô fandaniandaniam-pôgna izô? \v 5 Io menaka magnitra io de afaka namidy mioatra ny denaria telonjato, ary nizarena ho an'ny boty." De nizakazaka an-draviavy zareo.

1
14/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nefa hoy i Jesosy hoe: "Ambileo izy. Nagnino no magnanpo izegny mampalae

View File

@ -67,6 +67,7 @@
"11-29",
"11-31",
"14-title",
"14-01"
"14-01",
"14-03"
]
}