Thu Oct 24 2019 18:33:06 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 18:33:07 +02:00
parent fc1c106f6e
commit e007bc8782
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Niala takeo zareo ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiany ho fantan-jovy na zovy hoe avy teza zareo, \v 31 fa nampianatra anjareo mpianany Izy. Hoy izy taminjareo hoe: "Ny Zanak'Olona dia hamiana ho an-tagnan'ny olona, ka ho voninjareo Izy. Ary ndreka voavono Izy, de hitsangana amin' ny maty ndreka afaka telo andro." \v 32 Fa tsy azonjareo io fagnambarana io, ary nataotra ny agnadina Ananjy zareo.
\v 30 Niala takeo zareo ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiany ho fantan-jovy na zovy hoe avy teza zareo, \v 31 fa nampianatra anjareo mpianany Izy. Hoy izy taminjareo hoe: "Ny Zanak'Olona dia hamiana ho an-tagnan'ny olona, ka ho voninjareo Izy. Ary ndreka voavono Izy, de hitsangana amin' ny maty ndreka afaka telo andro." \v 32 Fa tsy azonjareo io fagnambaràna io, ary nataotra ny agnadina Ananjy zareo.