Wed Oct 23 2019 10:11:27 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 10:11:27 +02:00
parent e5cc8936c0
commit df27137e97
3 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Dre niakatra tagny Jerosalema ndreka zareo. Ary ndreka ninga nadiandiaa takeo an-tokontanin'ny fengoanana Jesosy, de tonga nangnatogna Ananjy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpitondra fanjakana, ary zareo loholona. \v 28 Hoy zareo taminanjy hoe: "Fahefana avy teza no hagnanovanô an'iregny raha iregny, ary zovy no nagnomia fahefana Anô hagnano an'iregny?"
\v 27 De niakatra tagny Jerosalema ndreka zareo. Ary ndreka ninga nadiandiaa takeo an-tokontanin'ny fengoanana Jesosy, de tonga nangnatogna Ananjy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpitondra fanjakana, ary zareo loholona. \v 28 Hoy zareo taminanjy hoe: "Fahefana avy teza no hagnanovanô an'iregny raha iregny, ary zovy no nagnomia fahefana Anô hagnano an'iregny?"

View File

@ -1 +1 @@
Nifandinika niaraka zareo sady nifamaly hoe: "La mamaly ansena hoe: "Avy agny an-dagnitra, 'de hizaka Izy hoe: 'Fa naoana andrika no tsy nino ananjy andreo?' Fa la mamaly koza ansena hoe: 'Avy amin'olona,' ..." Nataotra olona zareo, satria resy lahatra ny olona jiaby fa i Jaona de tegna mpaminagny tokoatra. Avy takeo zareo namaly an'i Jesosy hoe: "tsy fantane." De hoy Jesosy taminjareo hoe: "Zaho my koà de tsy hizaka amindreo hoe fahaefana avy teza no agnanovakao iregny raha iregny."
\v 31 Nifandinika niaraka zareo sady nifamaly hoe: "La mamaly ansena hoe: "Avy agny an-dagnitra, 'de hizaka Izy hoe: 'Fa naoana andrika no tsy nino ananjy andreo?' \v 32 Fa la mamaly koza ansena hoe: 'Avy amin'olona,' ..." Nataotra ny olona zareo, satria resy lahatra ny olona jiaby fa i Jaona de tegna mpaminagny tokoatra. \v 33 Avy takeo zareo namaly an'i Jesosy hoe: "tsy fantane." De hoy Jesosy taminjareo hoe: "Zaho my koà de tsy hizaka amindreo hoe fahaefana avy teza no agnanovako iregny raha iregny."

View File

@ -63,7 +63,7 @@
"11-20",
"11-22",
"11-24",
"11-27",
"11-29"
"11-29",
"11-31"
]
}