Thu Oct 24 2019 12:36:40 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
c971f30b7b
commit
db7be108e2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 11 \v 12 \v 13 Rehefa manambotra sy mitory an-driô zariô, de aza matahotra amin'izegny tokony hizaken-driô. Amin'izegny fotoana zegny, de amenan-driô zay tokony zaken-driô; tsy sby no izaka, fa ny fagnahy masina. Ny tambokoreka hitory ny tambokoreka amanazy ho faty, ary ny abany hitory ny zanagny. Ny zanaka iady amin'ny iabany sy ny reniny ka ahafaty an-jarô. Tsy ho tian'olona jiaby anariô non'ny Agnarako. Fa na zovy na zovy mavandry atramin'ny farany, de ho voahavotra zany olona zany.
|
||||
\v 11 \v 12 \v 13 Rehefa manambotra sy mitory an-driô zariô, de aza matahotra amin'izegny tokony hizaken-driô. Fa amin'izegny fotoana zegny, de amenan-driô zay tokony zaken-driô; tsy anarô no izaka, fa ny fagnahy masina. Ny tambokoreka hitory ny tambokoreka amanazy ho faty, ary ny abany hitory ny zanagny. Ny zanaka iady amin'ny iabany sy ny reniny ka amono an-jarô. Tsy ho tian'olona jiaby anariô non'ny Agnarako. Fa na zovy na zovy mavandry atramin'ny farany, de ho voahavotra zany olona zany.
|
Loading…
Reference in New Issue