diff --git a/04/35.txt b/04/35.txt index 2060aef..b74327f 100644 --- a/04/35.txt +++ b/04/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 Taman'izany andro zany, rehefa tonga ny folak'andro, de hoy Izy hoe: "Andô ntsena hisaka agnilany." \v 36 Ka niala tamin'ny vaôka zarô, nitondra an'i Jesosy niaraka taman-jariô, tendrika Anazy tagnaty lakana bitika igny. Nisy lakana bitika afa ndreka nande niaraka taminy. \v 37 Avy takiô nanomboka nisy rivotra be ary ny onjan-drano nandifotra ny lakana bitika ka efa seky feno rano ny lakana bitika. \ No newline at end of file +\v 35 Taman'izany andro zany, rehefa tonga ny folak'andro, de hoy Izy hoe: "Andô ntsena hisaka agnilany." \v 36 Ka niala tamin'ny vaôka zarô, nitondra an'i Jesosy niaraka taman-jariô, tendrika Anazy tagnaty lakana bitika igny. Nisy lakana bitika afa ndreka nandia niaraka taminy. \v 37 Avy takiô nanomboka nisy rivotra be ary ny onjan-drano nandifotra ny lakana bitika ka efa seky feno rano ny lakana bitika. \ No newline at end of file diff --git a/04/38.txt b/04/38.txt index 03d6813..06067c0 100644 --- a/04/38.txt +++ b/04/38.txt @@ -1 +1 @@ -\v 38 Ary Jesosy reka nandry tiô ambodin'ny lakam-bitika, tambonin'ny ondana. Nifoazin-jarô Izy, nagnano hoe: "Mpampiatra ô, tsy mampagnino Anô ve ra ofaty aketo ntsena?" \v 39 Ary nifoa Izy, de nizaka mafy tamin'ny rivotra, ary nizaka taman'ny ranomasina hoe: "Mitsahara! milamina!" Ary nizanona ny rivotra, ka nilamina sô mantsara. \ No newline at end of file +\v 38 Ary Jesosy reka nandry tiô ambodin'ny lakam-bitika, tambonin'ny ondana. Nifoazin-jarô Izy, nagnano hoe: "Mpampiatra ô, tsy mampagnino Anô ve ra hofaty aketo ntsena?" \v 39 Ary nifoha Izy, de nizaka mafy tamin'ny rivotra, ary nizaka taman'ny ranomasina hoe: "Mitsahara! milamina!" Ary nizanona ny rivotra, ka nilamina sô mantsara. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 59e3937..c1237db 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -97,6 +97,7 @@ "04-26", "04-30", "04-33", + "04-35", "04-38", "04-40", "05-title",