Wed Oct 23 2019 14:51:35 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 14:51:35 +02:00
parent 1a0f90f34d
commit c6dbe741a3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 40 \v 41 \v 42 Nierigna ndreka Izy de nahita anajareo nandry, fa reraky ny toroimaso ny masonjareo ary tsy fantanjareo izegny nizakena taminanjy. Nagnatona fagnontelony Izy ka nizaka anjareo hoe: "Mbola mandry sy melignina va andreo? Ampy izegny! Efa tonga ny fotoana. Antegno ny Zanak'Olona navadika mba hamiana akeo an-tagnan' ny mpanota. Mitsangana; ando inga ansena. Antegno, efa marivo ilay hamadika Anay."
\v 40 Nierigna ndreka Izy de nahita anjareo nandry, fa reraky ny torimaso ny masonjareo ary tsy fantanjareo izegny nizakena taminanjy. \v 41 Nagnatona fagnontelony Izy ka nizaka anjareo hoe: "Mbola mandry sy melignina fogna va andreo? Ampy izegny! Efa tonga ny fotoana. Antegno ny Zanak'Olona navadika mba hamiana akeo an-tagnan' ny mpanota. \v 42 Mitsangana; andô inga ansena. Antegno, fa efa marivo ilay hamadika Anay."