Thu Oct 24 2019 16:57:24 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 16:57:24 +02:00
parent 111a28f632
commit c5c2727c0d
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Kanefa andreo mizaka fa: ''Raha misy lilahy reka mizaka ny abany na ny reniny hoe: 'Na ino na ino tianô ho azo avy aminay dia efa Korbana,''' (izany hoe: 'namian'Andriamanitra') - \v 12 de tsy avelandreo hagnano na ino na ino amin'ny abany sy ny reniny kôza izy. \v 13 Magnafoagna ny tenin'Andriamanitra andreo noho ny fomban-drazagnanandreo izegny nitanandreo. Ary raha maro mitovy aminízany koà no atôndreo."
\v 11 Kanefa andreo mizaka fa: ''Raha misy lilahy reka mizaka ny abany na ny reniny hoe: 'Na ino na ino tianô ho azo avy aminay dia efa Korbana,''' (izany hoe: 'namian'Andriamanitra') - \v 12 de tsy avelandreo hagnano na ino na ino amin'ny abany sy ny reniny kôza izy. \v 13 Magnafoagna ny tenin'Andriamanitra andreo noho ny fomban-drazagnanandreo izegny nitanandreo. Ary raha maro mitovy amin'izany koà no atôndreo."

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ary nagnanso ny fokon'olona ndreka Izy ka nizaka taminjareo hoe: " Mitonoà Anay, andreo jiaby, ka fanataro. \v 15 Tsy misy raha avy agny avelagny zegny miditra agnatin'ny olona ka afaka mandoto ananjy ndreka miditra agnatiny. Fa izegny mivoaka avy ao angatiny no mandoto ananjy." \v 16 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegan sara dia tsy mentsy magnatô ny andininy faha 16: Raha misy manan-tadigny hitonoàna, de ôka izy hiteno.]
\v 14 Ary nagnanso ny fokon'olona ndreka Izy ka nizaka taminjareo hoe: " Mitonoà Anay, andreo jiaby, ka fanataro. \v 15 Tsy misy raha avy agny avelagny zegny miditra agnatin'ny olona ka afaka mandoto ananjy ndreka miditra agnatiny. Fa izegny mivoaka avy ao angatiny no mandoto ananjy." \v 16 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara dia tsy mentsy magnatô ny andininy faha 16: Raha misy manan-tadigny hitonoàna, de ôka izy hiteno.]

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Ary ndreka niala takeo amin'ny fokonólona i Jesosy ka niditra tan-dragno, de nagandina Ananjy momba le fanoharana ny mpianany. \v 18 Hoy Jesosy taminjareo: "Mbola velona amin'ny fahalalana koa megny andreo a? Tsy hitandreo megny fa izegny miditra ao agnatin'ny olona avy agny avelagny de sy mandoto ananjy, \v 19 satria tsy afaka miditra ao am-pony zegny, fa aganaty kibo fôgna de mivoaka amin'ny fivoaany?" Tamin'izegny fagnambarana izegny de nagnano ny raanina jiaby ho madio i Jesosy.
\v 17 Ary ndreka niala takeo amin'ny fokonolona i Jesosy ka niditra tan-dragno, de nagnaina Ananjy momba le fanoharana ny mpianany. \v 18 Hoy Jesosy taminjareo: "Mbola velona amin'ny fahalalana koa megny andreo a? Tsy hitandreo megny fa izegny miditra ao agnatin'ny olona avy agny avelagny de sy mandoto ananjy, \v 19 satria tsy afaka miditra ao am-pony zegny, fa aganaty kibo fôgna de mivoaka amin'ny fivoaany?" Tamin'izegny fagnambarana izegny de nagnano ny raanina jiaby ho madio i Jesosy.

View File

@ -42,8 +42,8 @@
"07-05",
"07-06",
"07-08",
"07-11",
"07-14",
"07-17",
"07-20",
"07-24",
"07-27",