Mon Oct 21 2019 14:57:03 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 14:57:04 -04:00
parent d46235bf4f
commit c23d65c435
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Aviô de nivoaka tiô amoron-dranomasina ndreka Izy ary nagnatogna anazy daolo ny vaôka, de nampianariny zarô, ary rehefa nandalo Izy de naita an'i Levy zanak'i Alfeo nitoetra tiô amin'ny toerana fandoavan-karatra ka hoy Izy taminy hoe: "Magnaraa ana". De nisangana izy ka nagnaraka anazy.
\v 13 Aviô de nivoaka tiô amoron-dranomasina ndreka Izy ary nagnatogna anazy daolo ny vaôka, de nampianariny zarô. \v 14 Ary rehefa nandalo Izy de naita an'i Levy zanak'i Alfeo nitoetra tiô amin'ny toerana fandoavan-karatra ka hoy Izy taminy hoe: "Magnaraa ana". De nisangana izy ka nagnaraka anazy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Nihinana tao andragnon'i Levy Jesosy ary mpitaky hetra sy olona mpnonta marobe no niaraka ninan-kanina tamanazy sy zarô mpianany. F a maro zarô takô ka nagnaraka anazy. Ary zarô mpagnano lalàna, izay fariseo, ra naita an'i Jesosy niara-ninan-kanina taman'olona mpanonta sy ire mpanery hetra, de nagnadina ny mpianatra hoe: "Nagnino Izy no miaraka minan-kanina amin'ny mpitaky hetra sy olona mpanonta?.
\v 15 \v 16 Nihinana tao andragnon'i Levy Jesosy ary mpitaky hetra sy olona mpnonta marobe no niaraka ninan-kanina tamanazy sy zarô mpianany. Fa maro zarô takô ka nagnaraka anazy. Ary zarô mpagnano lalàna, izay fariseo, ra naita an'i Jesosy niara-ninan-kanina taman'olona mpanonta sy ire mpanery hetra, de nagnadina ny mpianatra hoe: "Nagnino Izy no miaraka minan-kanina amin'ny mpitaky hetra sy olona mpanonta?.

View File

@ -59,6 +59,7 @@
"02-05",
"02-08",
"02-10",
"02-13",
"05-title",
"05-01",
"05-03",