Thu Oct 24 2019 15:57:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 15:57:19 -04:00
parent bac832ea33
commit c17f263319
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Tonga Jaona nagnano batisa tagny antany fogna ary nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka amin'ny fahotana. \v 5 Ny tanin'i Jodia manontolo sy ny mponigna jiaby takô Jerosalema de tonga nagnatogna anazy. Natôny batisa tamin'ny renindranon'i Jordan zarô, rehefa nagneky ny fahotana. \v 6 Jaona de nagnatô sikina volon-drameva, ary nagnatô fekibo oditra tamin'ny andilagny, ary valalagna sy tintely nirimbejina no rahanina anazy.
\v 4 Tonga Jaona, nagnano batisa tagny an-tany foagna ary nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka amin'ny fahotana. \v 5 Ny tanin'i Jodia manontolo sy ny mponigna jiaby takô Jerosalema de tonga nagnatogna anazy. Natôny batisa tamin'ny reniranon'i Jordana zarô, rehefa nagneky ny fahotana. \v 6 Jaona de nagnatô sikina volon-drameva, ary nagnatô fekibo oditra tamin'ny andilagny, ary valalagna sy tintely nirimbejina no rahanina anazy.

View File

@ -37,7 +37,7 @@
],
"finished_chunks": [
"01-title",
"01-04",
"01-01",
"01-07",
"01-09",
"01-12",