Wed Oct 23 2019 17:16:26 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 17:16:27 +02:00
parent f03053259a
commit c1084086b5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ndreka nagnandogna ny diany Izy, de nisy lilahy niazakazaka ka nentongalitra tagnatreany, aryu nagandina hoe: "A mpampioanatra tsara, ino no tsy mensy aniko mba handovako ny fiegnana mandrakizegny?" Jesosy nagano hoe: "Naoana zZaho no ataonao hoe 'tsara'? Tsisy raha ankoatran'Andriamanitra reka my. Fantano ny didy hoe: "Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalaytra, aza mitsagana ho vavolombelona mamesy, aza magnambala
\v 17 Ary ndreka nagnandogna ny diany Izy, de nisy lilahy niazakazaka ka nentongalitra tagnatreany, ary nagnadina hoe: "A mpampianatra tsara, ino no tsy mensy aniko mba handovako ny fiegnana mandrakizegny?" \v 18 Jesosy nagnano hoe: "Naoana Zaho no ataonao hoe 'tsara'? Tsisy tsara ankoatran'Andriamanitra reka my. \v 19 Fantanô ny didy hoe: "Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mitsagana ho vavolombelona mamesy, aza magnambaka, hajeo ny abanao sy ny reninao.'"