Fri Oct 25 2019 10:16:35 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 10:16:35 -04:00
parent 35a749d734
commit bc2c16bb8a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 41 Avy tiô Jesosy de nitoetra tandrifin'ny vata fagnatovana rakitra tiô amin'ny faritry ny tempoly; nizaa ireo olona jiaby izay nandrosaka ny vola takô amin'ny vatan-drakitra. Mpanankarena maro no nandasaka vola bedeba. \v 42 De nisy viavy mahantra mpitondrategna reka tonga nandasaka farantsakely roa izay kely variroaventy oharina amin'ny iraimbilanja.
\v 41 Avy tiô Jesosy de nitoetra tandrifin'ny vata fagnatovana rakitra tiô amin'ny faritry ny tempoly; nizaha ireo olona jiaby izay nandrosaka ny vola takô amin'ny vatan-drakitra. Mpanankarena maro no nandasaka vola bedeba. \v 42 De nisy viavy mahantra mpitondrategna reka tonga nandasaka farantsakely roa izay kely variroaventy oharina amin'ny iraimbilanja.