Thu Oct 24 2019 17:09:24 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 17:09:24 +02:00
parent 72c01c7658
commit b547efef8f
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Ninga nivoaka zareo de nahita zana-boriky reka nifatotra takeo ivelan'ny varangaragna reka takio amoron-dalana, ary nivaanjareo ny tadiny. \v 5 Nisy olona hafa nisanagana takio ary nizaka taminjareo hoe: "Ino raha anindrio, mamaha zana-boriky io?" \v 6 De nizakendjareo taminjareo ny zakan'i Jesosy taminjareo, ary navelan'olona ninga tamin'ny lalany zareo.
\v 4 Ninga nivoaka zareo de nahita zana-boriky reka nifatotra takeo avelagn'ny varangaragna reka takio amoron-dalana, ary nivaanjareo ny tadiny. \v 5 Nisy olona hafa nisangana takio ary nizaka taminjareo hoe: "Ino raha anindrio, mamaha zana-boriky io?" \v 6 De nizakendjareo taminjareo ny zakan'i Jesosy taminjareo, ary navelan'olona ninga tamin'ny lalany zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Ary nindesinjareo mpianatra roy lahy takeo amin'i Jesosy ny zana-boriky de natôny takeo ambon'izegny ny lambanjareo ka afaka nideba an'izegny i Jesosy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tegny an-dalana, ary ny sanagny koza mnamelatra tagnantagnan-kakazo izegny avy nitapahiny avy tagny agnaty ala. \v 9 Izegny ninga talôa sy izegny nagnaraka Ananjy de nagnantsoantso hoe: "Hosana! Deraina ilay reka avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin'i Davida iabansena! Hiosana ho an'ny agnambo indrindra!"
\v 7 Ary nindesinjareo mpianatra roy lahy takeo amin'i Jesosy ny zana-boriky de natôny takeo ambon'izany ny lambanjareo ka afaka nideba an'izany i Jesosy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tegny an-dalana, ary ny sanagny koza namelatra tagnantagnan-kakazo izegny avy nitapahiny avy tagny agnaty ala. \v 9 Izegny ninga talôa sy izegny nagnaraka Ananjy de nagnantsoantso hoe: "Hosana! Deraina ilay tokana avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin'i Davida iabansena! Hosana ho an'ny agnambo indrindra!"