Thu Oct 24 2019 16:49:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 16:49:19 -04:00
parent e7aa0a243f
commit a967baf9b5
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Fa Jaona nizaka taman'i Heroda hoe: "Tsy araka ny lalàna no angalaranô ny vadin'ny ralainô." \v 19 Fa vignitra tamanazy Herodiasy ka niaragna tetika amonoana anazy, nefa tsy afaka, \v 20 nony fatahoran'i Heroda an'i Jaona; fantany fa olo-marina sy feno fahamasinana izy, ary niaro anazy izy. Nampiasa loha anazy ny faregnesany anizy. Kanefa mbola niteno anazy tamin-kafaliana izy.
\v 18 Fa Jaona nizaka taman'i Heroda hoe: "Tsy araka ny lalàna no angalaranô ny vadin'ny ralainô." \v 19 Fa vignitra tamanazy Herodiasy ka niaragna tetika amonoana anazy, nefa tsy afaka, \v 20 nony fatahoran'i Heroda an'i Jaona; fantany fa olo-marina sy feno fahamasinana izy, ary niaro anazy izy. Nampiasa loha anazy ny faregnesany anizany. Kanefa mbola niteno anazy tamin-kafaliana izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Avy tiô de nisy niraina tamin'ny fiveregnany taona naterakan'i Heroba ka nagnano fanasana ho an-jarô lebeny, sy ireo mpifehiny, ary zariô mpitarikan'ny Galilia Izy. \v 22 De niditra tagnefitragno fanasana ny zanaka vavin'i Herodiasy ary nandihy ho an-jarô, ary nahafinaritra an'i Heroda sy zariô vahiny nantsovana tamin'ny finanan-kanina izy. Hoy ny mpanjaka tamin'ny zaza viavy hoe: "Laoe amanaa zegny ra rehetra tianô fa omeko anô zany".
\v 21 Avy tiô de nisy niraina tamin'ny fiveregnany taona naterakan'i Heroba ka nagnano fanasana ho an-jariô lebeny, sy ireo mpifehiny, ary zariô mpitarikan'ny Galilia Izy. \v 22 De niditra tagn'efitragno fanasana ny zanaka vavin'i Herodiasy ary nandihy ho an-jariô, ary nahafinaritra an'i Heroda sy zariô vahiny nantsovana tamin'ny finanan-kanina izy. Hoy ny mpanjaka tamin'ny zaza viavy hoe: "Laoe amanaa zegny ra rehetra tianô fa omeko anô zany".

View File

@ -128,6 +128,7 @@
"06-12",
"06-14",
"06-16",
"06-18",
"06-21",
"06-23",
"06-26",