Thu Oct 24 2019 15:01:17 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 15:01:18 -04:00
parent d4c0d8ac52
commit a7d20a17f3
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Lolan-jariô vialy bevoka sy mampinono amin'izany andro zany! \v 18 Mivavahà anariô mba tsy ho amin'ny rirignina no hitrangan'izany. \v 19 Fa hisy fahoriana be, zegny mbola tsy nisy hatramin'izegny, rehefa namorona zô ntontolo zô Andriamanitra, ka atramin'izô, ary mandrakizay tsy hitsy intsony zany. \v 20 Ary raha tsy nafohizin'ny Tompo zany andro zany, de tsy hisy olona ho vohavotra. Fa non'ny olm-boafidy, zegny nofidiny, de nafohiziny isan'izany andro zany.
\v 17 Lozan-jariô vialy bevoka sy mampinono amin'izany andro zany! \v 18 Mivavahà anariô mba tsy ho amin'ny rirignina no hitrangan'izany. \v 19 Fa hisy fahoriana be, zegny mbola tsy nisy hatramin'izegny, rehefa namorona zô ntontolo zô Andriamanitra, ka atramin'izô, ary mandrakizay tsy hitsy intsony zany. \v 20 Ary raha tsy nafohizin'ny Tompo zany andro zany, de tsy hisy olona ho vohavotra. Fa non'ny olm-boafidy, zegny nofidiny, de nafohiziny isan'izany andro zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 \v 23 Ary ra misy olona mizaka aminarô hoe: " Antengo, aty lay Kristy! na koa hoe: "Antegno, arý Izy! de aza mino an'izany. Fa hisy Krisity sandoka sy mpaminagny sandoka hiseho ary amoaka famantarana sy fahagagana, mba hamitahana, na de ny olom-boafidy aza, raha azony, atô. Membena! Efa nozakeko taminarô mialoa ny fotônany ra mantolo io.
\v 21 Ary ra misy olona mizaka aminarô hoe: " Antengo, aty lay Kristy! na koa hoe: "Antegno, arý Izy! de aza mino an'izany. \v 22 Fa hisy Krisity sandoka sy mpaminagny sandoka hiseho ary amoaka famantarana sy fahagagana, mba hamitahana, na de ny olom-boafidy aza, raha azony, atô. \v 23 Membena! Efa nozakeko taminarô mialoa ny fotônan'io ra mantolo io.

View File

@ -184,7 +184,7 @@
"13-09",
"13-11",
"13-14",
"13-17",
"13-21",
"16-title",
"16-01",
"16-03",