Tue Oct 22 2019 16:51:22 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 16:51:23 -04:00
parent 929f44eb55
commit a600b3e65d
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Rehefa hiakatra tao amin'ny lakam-bitika Izy, dia niangavy taminy ilay lilay nipetrahan'ny demonia mba omba Anazy. \v 19 Saingy tsy nagnek'izany nefa Jesosy, fa nagnano Taminy hoe: "Nda mody agny amin'ny tragnonô sy ny fianakavianô ary tantariô aman-jariô izay natôn'ny Tompo taminô, sy ny namindrany fo taminô!" \v 20 De ninga nody izy ary nanomboka nagnambara ny zava-dehibe izay natôn'i Jesosy tamanazy tany Dekapolisy, ary gaga ny rehetra.
\v 18 Rehefa hiakatra tao amin'ny lakam-bitika Izy, dia niangavy taminy ilay lilay nipetrahan'ny demonia mba omba Anazy. \v 19 Saingy tsy nagnek'izany nefa Jesosy, fa nagnano Taminy hoe: "Nda mody agny amin'ny tragnonô sy ny fianakavianô ka tantariô aman-jariô izay natôn'ny Tompo taminô, sy ny namindrany fo taminô!" \v 20 De ninga nody izy ary nanomboka nagnambara ny zava-dehibe izay natôn'i Jesosy tamanazy tany Dekapolisy, ary gaga ny rehetra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Ary rehefa nandia tegny agnilany ndreka Jesosy, tamin'ny lakana bitika, de indro nisy olona maro be nivory nagnodidina Ananjy, raha teo amoron'ny ranomasina iny Izy. \v 22 Avy tiô de tonga ny reka tamanjareo mpitarikan'ny Synagoga, atao hoe Jairo, ka ra vô nahita Azy, de nisoroaka tamany ongony. \v 23 Nibiôbiôka hatrany hatrany izy, nagnano hoe: "Marary be efa ho faty ny zanako viavy. Mitalao aminô zao, ndô koa de atife amanazy ny tagnanô mbarase sitrana sy ho velona izy". \v 24 De ninga niaraka tamanazy Izy, ary olona maro be no nagnaraka sy nagnety nagnodidina Ananjy.
\v 21 Ary rehefa nandia tegny agnilany ndreka Jesosy, tamin'ny lakabitika, de indro nisy olona maro be nivory nagnodidina Ananjy, raha teo amoron'ny ranomasina iny Izy. \v 22 Avy tiô de tonga ny reka tamanjareo mpitarikan'ny Synagoga, atao hoe Jairo, ka ra vô nahita Azy, de nisoroaka tamany ongony. \v 23 Nibiôbiôka hatrany hatrany izy, nagnano hoe: "Marary be efa ho faty ny zanako viavy. Mitalao aminô zao, ndô koa de atife amanazy ny tagnanô mbarase sitrana sy ho velona izy". \v 24 De ninga niaraka tamanazy Izy, ary olona maro be no nagnaraka sy nagnety nagnodidina Ananjy.

View File

@ -109,7 +109,7 @@
"05-11",
"05-14",
"05-16",
"05-21",
"05-18",
"05-25",
"05-28",
"05-30",