Thu Oct 24 2019 17:38:29 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 17:38:29 +02:00
parent c34a74b09a
commit 9e64260c29
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Jesosy namaly ka nizaka taminjareo hoe: "Ny reka amindreo roy ambin'ny folo lahy izany, ilay reka izegny miaraka magnasoboka ny mofo Aminay agnaty lasety izô." \v 21 Fa ny zanak'olona de inga amin'ny lalana izegny efa vozakan'ny soratra masina momba Ananjy. Fa loza koza ho an'izany lilahy izegny mamadika ny zanak'olona izany. Tsara ho ananjy koa aza raha tsy tanteraka izy."
\v 20 Jesosy namaly ka nizaka taminjareo hoe: "Ny reka amindreo roy ambin'ny folo lahy izany, ilay reka izegny miaraka magnasoboka ny mofo Aminay agnaty lasety izô." \v 21 Fa ny zanak'olona de inga amin'ny lalana izegny efa vozakan'ny Soratra Masina momba Ananjy. Fa loza koza ho an'izany lilahy izegny mamadika ny Zanak'Olona izany. Tsara ho ananjy koa aza raha tsy tanteraka izy."

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Raha mbola teo am-pihinanana zareo, de nalaka ny mofo i Jesosy, nisaotra Izy, ary nizarazara izany. Nameny anjareo izany sady natôny hoe: "Reso, ity no vatagnanay." \v 23 De nalaka kapoaka Izy, nisaotra, ary nagnomia izany anjareo, de nisotro tamin'izany zareo jiaby. \v 24 De hoy Izy taminjareo hoe: "Ity no ràn'ny fagnekiam-piavanako, rà izegny alatsaka ho an'ny maro. \v 25 Zakena marina amindreo fa tsy hisotro ity vokatry ny voaloboka ity koza Zaho mandrapahatongavan'ny andro izegny hisotroako izany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra."
\v 22 Raha mbola tam-pihinanana zareo, de nalaka ny mofo i Jesosy, nisaotra Izy, ary nizarazara izany. Nameny anjareo izany sady natôny hoe: "Reso, ity no vatagnanay." \v 23 De nalaka kapoaka Izy, nisaotra, ary nagnomia izany anjareo, de nisotro tamin'izany zareo jiaby. \v 24 De hoy Izy taminjareo hoe: "Ity no ràn'ny fagnekiam-piavanako, rà izegny alatsaka ho an'ny maro. \v 25 Zakeko marina amindreo fa tsy hisotro ity vokatry ny voaloboka ity koza Zaho mandrapahatongavan'ny andro izegny hisotroako izany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra."

View File

@ -113,8 +113,8 @@
"14-10",
"14-12",
"14-15",
"14-17",
"14-20",
"14-22",
"14-26",
"14-28",
"14-30",