Fri Oct 25 2019 10:06:35 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 10:06:35 -04:00
parent 5054073df0
commit 9ddf91bba3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Nisy reka taman-jarô mpitondra fanjakana avy niteno ny zakan-jariô; itany fa novalin'ny Jesosy tsara zariô. Ary nagnadina Anazy izy hoe: "Ino ny didy lehibe indrindra amin'ny didy manontolo?" \v 29 Jesosy namaly hoe: "Tsonoé tsara ry Isiraely fa ny Tompo Andriamanitra antsena, de Tompo reka iany. \v 30 Tsy mentsy mankatià ny Tompo Andriamanitranô amin'ny fonô jiaby anô, amin'ny fagnahinô jiaby, amin'ny segnanô jiaby, sy amin'ny herinô jiaby"!. \v 31 Ity ny didy faha roa: "Tsy maintsy mankatià ny namanô karan'ny tegnanô anô! Tsy misy didy afa lehibe mihoatra anio.
\v 28 Nisy reka taman-jarô mpitondra fanjakana avy niteno ny zakan-jariô; itany fa novalin'ny Jesosy tsara zariô. Ary nagnadina Anazy izy hoe: "Ino ny didy lehibe indrindra amin'ny didy manontolo?" \v 29 Jesosy namaly hoe: "Tsonoé tsara ry Isiraely fa ny Tompo Andriamanitra antsena, de Tompo reka my. \v 30 Tsy mentsy mankatià ny Tompo Andriamanitranô amin'ny fonô jiaby anô, amin'ny fagnahinô jiaby, amin'ny segnanô jiaby, sy amin'ny herinô jiaby"!. \v 31 Ity ny didy faha roa: "Tsy maintsy mankatià ny namanô karan'ny tegnanô anô! Tsy misy didy afa lehibe mihoatra anio.