Thu Oct 24 2019 11:25:23 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 11:25:24 +02:00
parent bcd0786710
commit 99e812f4f4
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Niraboiinjareo tamina volotara ny lohany sady nadrora taminanjy. De nentongalitra teo agnatreany izy ary nagna sry nidera ananjy. Ndreka avy nagnaraby Ananjy zareo, de nakanjareo ny lambany volomparasy ary nampiakanjoanjaro ananjy ny akanjony manokana ary nandonjaro nivoaka mba hamantsiana Azy.Noterenjaro ny mpandalo reka avy tagny antsaha mba hitondra ny azofizalian'iJesosy lilay reka atao hoe; Simiona kreniana iaban'i Aleksandra sy Rofotsy.
\v 19 \v 20 \v 21 Niraboiinjareo tamina volotara ny lohany sady nadrora taminanjy. De nentongalitra teo agnatreany izy ary nagnano sary nidera Ananjy. Ndreka avy nagnaraby Ananjy zareo, de nalanjareo ny lamba volomparasiny ary nampagnanovinjareo Ananjy ny akanjony manokana ary nandônjareo nivoaka mba hamantsiana Azy.Noterenjaro ny mpandalo reka avy tagny antsaha mba hitondra ny azofizalian'iJesosy lilay reka atao hoe; Simiona kreniana iaban'i Aleksandra sy Rofotsy.

View File

@ -1 +1 @@
Nindesinjareo miaramila takagny amin'ny toerana ato hoe Golgota Jesosy (Izegny midika hoe "Fitoeran' ny karan-doha"). Namiamnjareo divay niaro miora Izy, fa tsy nisotro izany Izy. De nifantsianjareo Izy ary nifampizaranjareo tamin'ny alalan' ny loka ny akanjony mba
\v 22 \v 23 \v 24 Nindesinjareo miaramila takagny amin'ny toerana ato hoe Golgota Jesosy (Izegny midika hoe "Fitoeran' ny karan-doha"). Namiamnjareo divay niaro miora Izy, fa tsy nisotro izany Izy. De nifantsianjareo Izy ary nifampizaranjareo tamin'ny alalan' ny loka ny akanjony mba hahafantarana izegny anjara azon' ny miaramila tsirekireka.