Wed Oct 23 2019 11:25:27 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 11:25:28 +02:00
parent d106a520ee
commit 964b5a4ac3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa hoy i Jesosy hoe: "Ambileo izy. Nagnino andreo no magnano izegny mampalaelo ananjy? Raha tsara no nataony taminay. Ny boty de aketo aminaro isan'andro afaka magnano asa soa hoanjaro fogna anaro na amin 'ny fotoana ino na fotoana ino fa izao kosa tsy mba hipetraka aketo amindreo isan'andro. Naganano izegny azony nato izy: Nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakeko marina amindreo na akeza na akeza hitoriana ny filz
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Nefa hoy i Jesosy hoe: "Ambileo izy. Nagnino andreo no magnano izegny mampalaelo ananjy? Raha tsara no nataony taminay. Ny boty de aketo aminaro isan'andro afaka magnano asa soa hoanjareo fogna andreo na amin 'ny fotoana ino na fotoana ino fa Izaao kosa tsy mba hipetraka aketo amindreo isan'andro. Naganano izegny azony nato izy: Nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. Zakeko marina amindreo na akeza na akeza hitoriana ny filazantsara magnerana izo tontolo izo de ho zakena koa ny naton'ity viavy ity, mba ho fahatsiarovana ananjy."