Fri Oct 25 2019 12:29:48 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 12:29:49 -04:00
parent b66e78040f
commit 9346331eee
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Avy takiô de nisy lilay reka takiô amin'ny Synagogan-jarô izay nanagna fagnahy ratsy nibarara be, \v 24 nagnano hoe: "Ino no ifandresane Aminô, ry Jesosy avy agny Nazareta"? Tonga amono ane ve Anô?Fantako my anô. Anô lay masin'Andriamanitra!" \v 25 Nizaka mafy ny devoly Jesosy ka nagnano hoe: "Maregnina ka mivoa aminy!" \v 26 Ary ny fanahy maloto de nandavo anazy sy nivoaka taminy ka nagnantso tamin'ny fiô mafy.
\v 23 Avy takiô de nisy lilay reka takiô amin'ny Synagogan-jarô izay nanagna fagnahy ratsy nibarara be, \v 24 nagnano hoe: "Ino no ifandresane Aminô, ry Jesosy avy agny Nazareta"? Tonga amono ane ve Anô?Fantako my anô. Anô lay masin'Andriamanitra!" \v 25 Nizaka mafy ny devoly Jesosy ka nagnano hoe: "Maregnina ka mivoa amanazy!" \v 26 Ary ny fagnahy maloto de nandavo anazy sy nivoaka tamanazy ka nagnantso tamin'ny fiô mafy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 Magnana ny olona manontolo, ka nifagnadina zarô hoe: "Ino ty"? Fampenarana vôvô misy faefana? Bokiny na de ireo fagnay ratsy aza de magneky an-jarô!" \v 28 Ny vôvô momba Anajy de efa miparitaka takegny amin'ny faritr'i Galilia reka manontolo.
\v 27 Magnana ny olona manontolo, ka nifagnadina zarô hoe: "Ino ty"? Fampenarana vôvô misy faefana? Bokeny na de ny fagnay ratsy aza de magneky an-jarô!" \v 28 Ny vôvô momba Anajy de efa miparitaka takegny amin'ny faritr'i Galilia reka manontolo.

View File

@ -46,7 +46,7 @@
"01-16",
"01-19",
"01-21",
"01-27",
"01-23",
"01-29",
"01-32",
"01-35",