Wed Oct 23 2019 17:29:16 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 17:29:18 -04:00
parent f4bb05b4bf
commit 928947e853
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 [Fagnamariana: Ny fandikana taloa no tena tsara de magnala ny Marka 16: 9-20] Tafara bitika de niseo tamin'ny reka ambifolo lay Jesosy raha mbola tiô ampinanana zariô ary nazaka mafy an-jarô Izy non'ny tsy fanekeny sy ny ditran'ny fon-jariô, satria tsy manaiky zarô zegny naita Anazy tafaran'ny nitsanganan'ny taman'ny maty zarô. Ary hoy Izy taman-jarô hoe: "Mandiana agny ami'izô tontolo zô, ary torio amin'olona rehetra ny filazantsara. Zegny magneky sy atô batisa no vonjena, ary zagny tsy manaiky kosa de ho meloina.
\v 14 \v 15 \v 16 [Fagnamariana: Ny fandikana taloa no tena tsara de magnala ny Marka 16: 9-20] Tafara bitika de niseo tamin'ny reka ambifolo lay Jesosy raha mbola tiô ampinanan-kanina zariô ary nizaka mafy an-jarô Izy non'ny tsy fanekeny sy ny ditran'ny fon-jariô, satria tsy manaiky zarô zegny naita Anazy tafaran'ny nitsanganan'ny taman'ny maty zarô. Ary hoy Izy taman-jarô hoe: "Mandiana agny ami'izô tontolo zô, ary torio amin'olona rehetra ny filazantsara. Zegny magneky sy atô batisa no vonjena, ary zagny tsy manaiky kosa de ho meloina.