diff --git a/10/01.txt b/10/01.txt index cbcfffe..d748e99 100644 --- a/10/01.txt +++ b/10/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 10 \v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Niala tamanizany toerana zany Jesosy ary ninga tagny amin'ny faritr'i Jodia sy takegny amin'ny faritra amorogny tegnandranon'i Jordan, ary nagnatogna anazy ndreka ny vahoaka.Ary kara ny faniny, de nampianatra anjarô ndreka izy. De nagnatogna anjarô ireo fariseo mba hisapa anazy ka nagnadinany hoe: "Azo aniny lilay atô my va magnombela ny vadiny va"? De nizaka izy hoe: " Ino ma raha nizaken'i Mosesy ataonarô. De hoy zarô hoe: "I Mosesy de nagnasa ny lilay reka hanoratra taratasy agnamarinana ny fisaraham-panambadiana ary mampiala anazy avy akiô" \ No newline at end of file +\c 10 \v 1 Niala tamanizany toerana zany Jesosy ary ninga tagny amin'ny faritr'i Jodia sy takegny amin'ny faritra amorogny tegnandranon'i Jordan, ary nagnatogna anazy ndreka ny vahoaka.Ary kara ny faniny, de nampianatra anjarô ndreka izy. \v 2 De nagnatogna anjarô ireo fariseo mba hisapa anazy ka nagnadinany hoe: "Azo aniny lilay atô my va magnombela ny vadiny va"? \v 3 De nizaka izy hoe: " Ino ma raha nizaken'i Mosesy ataonarô. \v 4 De hoy zarô hoe: "I Mosesy de nagnasa ny lilay reka hanoratra taratasy agnamarinana ny fisaraham-panambadiana ary mampiala anazy avy akiô" \ No newline at end of file diff --git a/10/05.txt b/10/05.txt index 45a420d..4fb27a0 100644 --- a/10/05.txt +++ b/10/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Noho ny ditran'ny fonarô no nanoratany an'izane lalàna izane. " Fa tagny amboalognany nagnanovan'Andriamanitra nagnano anarô ho lilae sy viave. \ No newline at end of file +\v 5 De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Noho ny ditran'ny fonarô no nanoratany an'izane lalàna izane. " \v 6 Fa tagny amboalognany nagnanovan'Andriamanitra nagnano anarô ho lilae sy viave. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index a25ea56..add322f 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -163,6 +163,8 @@ "08-33", "08-35", "08-38", + "10-01", + "10-05", "12-title", "12-01", "12-04",