Fri Oct 25 2019 10:04:58 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-25 10:04:58 +02:00
parent a417d043d6
commit 8cdb64440c
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Tamin'ny lera fahatelo Izy no nifantsianjareo. \v 26 Ary takeo amin'ny takeo amin'ny takelaka kakazo reka no nosoratanjareo ny fempangana nanohitra Ananjy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Olon-dratsy roy no niaraka nifantsihanjareo niaraka taminanjy, ny reka takeo ankavanany ary ny reka koza takeo ankaviany. \v 28 [Fagnamarinana: Ireo fandikana taloha tegna tsara de tsy magnatô ny Marka 15: 28 hoe: "De tanteraka ny Soratra Masina magnano hoe: 'Natô ho isan'ny mpanota Izy.' (Ampitaheo amin'ny Lioka 22: 35)]
\v 25 Tamin'ny lera fahatelo Izy no nifantsianjareo. \v 26 Ary takeo amin'ny takelaka kakazo reka no nosoratanjareo ny fempangana nanohitra Ananjy hoe: "Mpanjakan'ny Jiosy." \v 27 Olon-dratsy roy no niaraka nifantsihanjareo niaraka taminanjy, ny reka takeo ankavanany ary ny reka koza takeo ankaviany. \v 28 [Fagnamarinana: Ireo fandikana taloha tegna tsara de tsy magnatô ny Marka 15: 28 hoe: "De tanteraka ny Soratra Masina magnano hoe: 'Natô ho isan'ny mpanota Izy.' (Ampitaheo amin'ny Lioka 22: 35)]

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Ireo izegny nandalo takeo de nagnano tsisy dikany Ananjy, nihifikifi-doha ary nagnano hoe: "Ha! Anô ilay afaka mandrava fengonana ary manangana izany agantin'ny telo andro, \v 30 lombeo ny tegnano ary mandrorogna avy agnambon'io hazofijaliana io!"
\v 29 Ireo izegny nandalo takeo de nagnano tsisy dikany Ananjy, nihifikifi-doha ary nagnano hoe: "Ha! Anô ilay afaka mandrava fengonana ary manangana izany agantin'ny telo andro, \v 30 lombeo ny tegnanô ary mandrorogna avy agnambon'io hazofijaliana io!"

View File

@ -146,7 +146,6 @@
"15-19",
"15-22",
"15-25",
"15-29",
"15-31",
"15-33",
"15-36",