Thu Oct 24 2019 17:57:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:57:19 -04:00
parent ef1b4f6558
commit 86cb806b99
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Ary rehefa nandia tegny agnilany ndreka Jesosy, tamin'ny lakam-bitika, de indro nisy olona maro be nivory nagnodidina Ananjy, raha tiô amorogn'ny ranomasina iny Izy. \v 22 Avy tiô de tonga ny reka taman-jariô mpitarikan'ny Synagoga, atao hoe Jairo, ka ra vô nahita Azy, de nisoroaka tamin'ny Ongony. \v 23 Nibiôbiôka hatrany hatrany izy, nagnano hoe: "Marary be efa ho faty ny zanako viavy. Mitalao aminô zao, ndô koa de atife amanazy ny tagnanô mbarase sitrana sy ho velona izy". \v 24 De ninga niaraka tamanazy Izy, ary olona maro be no nagnaraka sy nagnety nagnodidina Ananjy.
\v 21 Ary rehefa nandia tegny agnilany ndreka Jesosy, tamin'ny lakam-bitika, de indro nisy olona maro be nivory nagnodidina Ananjy, raha tiô amorogn'ny ranomasina iny Izy. \v 22 Avy tiô de tonga ny reka taman-jariô mpitarikan'ny Synagoga, atao hoe Jairo, ka ra vô nahita Azy, de nisoroaka tamin'ny Ongony. \v 23 Nibiôbiôka tiô izy, ka nagnano hoe: "Marary be efa ho faty ny zanako viavy. Mitalaho aminô zao, andô koa de atife amanazy ny tagnanô mbarase sitrana sy ho velona izy". \v 24 De ninga niaraka tamanazy Izy, ary olona maro be no nagnaraka sy nagnety nagnodidina Ananjy.

View File

@ -110,6 +110,7 @@
"05-14",
"05-16",
"05-18",
"05-21",
"05-25",
"05-28",
"05-30",