Fri Oct 25 2019 09:46:35 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 09:46:35 -04:00
parent 2e6c852445
commit 831de90890
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 De nagnasa ny Fariseo sy Herodiana sasagny ho agny Aminy mba amitaka Anazy amin'ny zakan-jariô. \v 14 Ra tonga zariô, de hoy zarô taminy hoe: "Mpampianatra ô, fantane fa tsy mivakiloa ny evitr'olona anô, ary tsy mampiseo ny fengarana aman'olona. Mampianatra marina ny lalànan'Andriamanitra anô. Ara-dalalàna ve sa tsy ara-dalàna no mandoa vola hetra amin'i Kaisara? Tokony andoa vola atao etra ve ze sa tsy mandoa?" \v 15 Fa fantan'i Jesosy ny fetsaram-belatsin-jariô ka nizaka an-jariô hoe: "Nagnino andriô no mizaha fagny anà? Itondre denaria reka Zao mba zahanako anazy." \v 13 De nagnasa ny Fariseo sy Herodiana sasagny ho agny Aminy mba amitaka Anazy amin'ny zakan-jariô. \v 14 Ra tonga zariô, de hoy zarô taminy hoe: "Mpampianatra ô, fantane fa tsy mivakiloa ny evitr'olona anô, ary tsy mampiseo ny fengarana aman'olona. Mampianatra marina ny lalànan'Andriamanitra Anô. Ara-dalalàna ve sa tsy ara-dalàna no mandoa vola hetra amin'i Kaisara? Tokony andoa vola atao hetra ve ze sa tsy mandoa?" \v 15 Fa fantan'i Jesosy ny fetsaram-belatsin-jariô ka nizaka an-jariô hoe: "Nagnino andriô no mizaha fagny anà? Itondre denaria reka Zao mba zahanako anazy."