Thu Oct 24 2019 18:17:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 18:17:19 -04:00
parent 390eebb65a
commit 81540b8145
3 changed files with 3 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra an-jariô tami'ny alalan'ny fagnoarana Jesosy. Hoy Izy hoe: "Nisy lilay nagnano tanim-bôloboka, de nagnano vala nagnodidigna anazy, sady nagnano lavaka famiazana." Nagnano tilikambo izy de avy tiô de nampagnofa ny tanim-bôloboka tamin'ny mpamboly vôloboka. De ninga nandia lavitra izy avy tiô. \v 2 Tamin'ny fitoana mety, de nagniraka mpanompo hôagny amin'ny mpamboly vôloboka izy mba angalaka aman-jarô sasagny amin-jariô izay tokony anjarany amin'ny tanim-bôloboka. \v 3 Fa nosamboron-jariô izy, nivangoany ra, de nitoravany tsy itondra na ino na ino.
\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra an-jariô tami'ny alalan'ny fagnoarana Jesosy. Hoy Izy hoe: "Nisy lilay nagnano tanim-bôloboka, de nagnano vala nagnodidigna anazy, sady nagnano lavaka famiazana." Nagnano tilikambo izy de avy tiô de nampagnofa ny tanim-bôloboka tamin'ny mpamboly vôloboka. De ninga nandia lavitra izy avy tiô. \v 2 Tamin'ny fitoana mety, de nagniraka mpanompo hôagny amin'ny mpamboly vôloboka izy mba angalaka aman-jarô sasagny amin-jariô izay tokony anjarany amin'ny tanim-bôloboka. \v 3 Fa nosamboron-jariô izy, nivangoany ra, de nitoravany tsy nitondra na ino na ino.

View File

@ -1,2 +1 @@
\v 4 Nagniraka mpiasa afa inga aman-jarô ndreka izy, de nifren-jarô tamin'ny loany sady nalany baraka. \v 5 De
mbola nagnondefa afa ndreka izy, novonoin-jariô io reka io. Natôn-jariô karan'izegny ny maro afa, niraboiny ny sasagny de novoniny koa ny afa.
\v 4 Nagniraka mpiasa afa inga aman-jarô ndreka izy, de nifren-jarô tamin'ny lohany sady nalany baraka. \v 5 De mbola nagnondefa afa ndreka izy, novonoin-jariô io reka io. Natôn-jariô karan'izegny ny maro afa, niraboiny ny sasagny de novoniny koa ny afa.

View File

@ -159,7 +159,7 @@
"08-35",
"08-38",
"12-title",
"12-04",
"12-01",
"12-06",
"12-08",
"12-10",