diff --git a/06/30.txt b/06/30.txt index 60d25f3..01b6deb 100644 --- a/06/30.txt +++ b/06/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 31 \v 32 Nierigna tagny amin'i Jesosy jarô Apositoly ary nitantara taminy zegny ra rehetra vitan-jarô sy nampenarin-jarô. Ary hoy Izy taman-jarô: "Andô ntsena inga antany fôgna mba angalaka robiana bitika. "Fa maro ny olona misavoesavoe, ary tsy manam-potoana hinanan-kanina se aza zarô. De ninga niditra an-dakana bitika zarô mba andia any antany fogna. \ No newline at end of file +\v 30 \v 31 \v 32 Nierigna tagny amin'i Jesosy jarô Apositoly ary nitantara taminy zegny ra rehetra vitan-jarô sy nampenarin-jarô. Ary hoy Izy taman-jarô: "Andô ntsena inga antany fôgna mba angalaka robiana bitika.'' Fa maro ny olona misavoesavoe, ary tsy manam-potoana hinanan-kanina se aza zarô. De ninga niditra an-dakana bitika zarô mba andia any antany fogna. \ No newline at end of file