Thu Oct 24 2019 17:24:28 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 17:24:29 +02:00
parent 6a7fc7d066
commit 80d670d25e
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Noho izany de mizaka amindreo Zaho hoe: "amin'zegny iavavandrio sy angatahindrio jiaby, minoa fa efa nahazo izany andreo, de ho azondreo izany. \v 25 Ndreka mitsangana sy mivavaka andreo, de tsy mentsy mamela izegny alaelo jiaby anangnandreo amin-jovy na ami-jovy, mba ho avelan'i Babandreo Izegny agny an-dagnitra my koà ny fahotandreo. \v 26 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara de tsy mentsy magnatô ny hoe (zaano akô amin'ny Mat. 16: 15) Mk. 11: 26 "Fa raha tsy mamela heloka koza andreo , de tsy hagnombela ny fahotandreo tegnany tokoatra ny Babandreo izegny agny an-dagnitra."]
\v 24 Noho izany de mizaka amindreo Zaho hoe: "amin'zegny ivavandrio sy angatahindrio jiaby, minoa fa efa nahazo izany andreo, de ho azondreo izany. \v 25 Ndreka mitsangana sy mivavaka andreo, de tsy mensy mamela izegny alaelo jiaby anangnandreo amin-jovy na amin-jovy, mba ho avelan'i Babandreo Izegny agny an-dagnitra my koà ny fahotandreo. \v 26 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara de tsy mentsy magnatô ny hoe (zaano akô amin'ny Mat. 16: 15) Mk. 11: 26 "Fa raha tsy mamela heloka koza andreo , de tsy hagnombela ny fahotandreo tegnany tokoatra ny Babandreo izegny agny an-dagnitra."]

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 De niakatra tagny Jerosalema ndreka zareo. Ary ndreka ninga nadiandiaa takeo an-tokontanin'ny fengoanana Jesosy, de tonga nangnatogna Ananjy ny lohandohan'ny mpisorona, ny mpitondra fanjakana, ary zareo loholona. \v 28 Hoy zareo taminanjy hoe: "Fahefana avy teza no hagnanovanô an'iregny raha iregny, ary zovy no nagnomia fahefana Anô hagnano an'iregny?"
\v 27 De niakatra tagny Jerosalema ndreka zareo. Ary ndreka ninga nadiandiaa takeo an-tokontanin'ny fengoanana Jesosy, de tonga nangnatogna Ananjy ny lohandohan'ny mpisorogna, ny mpitondra fanjakana, ary zareo loholona. \v 28 Hoy zareo taminanjy hoe: "Fahefana avy teza no hagnanovanô an'iregny raha iregny, ary zovy no nagnomia fahefana Anô hagnano an'iregny?"

View File

@ -101,8 +101,8 @@
"11-15",
"11-17",
"11-20",
"11-22",
"11-24",
"11-27",
"11-29",
"11-31",
"14-title",