Mon Oct 21 2019 15:23:14 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 15:23:15 -04:00
parent fce312f3e4
commit 71da8f0ecb
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 Tamin'ny andro Sabata Jesosy de nande tegny ankoraka maromaro, ary nanomboka nambely tan-tagnombary ny mpianany. De hoy zariô Fariseo Taminy: "Antegno, nagnino zarô no magnano raha tsy araka ny lalna amin'ny andro sabata?"
\v 23 Tamin'ny andro Sabata Jesosy de nande tegny ankoraka maromaro, ary nanomboka nambely tan-tagnombary ny mpianany. \v 24 De hoy zariô Fariseo Taminy: "Antegno, nagnino zarô no magnano raha tsy arakaky ny lalàna amin'ny andro sabata?"

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 De hoy Izy taman-jarô hoe: "Mbola tsy nivakinarô angamba izegny natôny Davida ndreka tô agnatin'ny tsy fanagnana sy farefognana izyˍsy zarô lilay niaraka taminy. Nagnino ny fomba nidirany takô andragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Abiatara mpisorogna be, ka ninanany ny mofon'ny fanatrahana izegny tsy azo natô n'iza n'iza no omana anazy afa-tsy mpisorona my ary mbola nagnomezany lalina zarô niaraka tamananzy aza?"
\v 25 \v 26 De hoy Izy taman-jarô hoe: "Mbola tsy nivakinarô angamba zegny natôny Davida ndreka tô agnatin'ny tsy fanagnana sy farefognana izyˍsy zarô lilay niaraka taminy. Nagnino ny fomba nidirany takô andragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Abiatara mpisorogna be, ka ninanany ny mofon'ny fanatrahana izegny tsy azo natô n'iza n'iza no omana anazy afa-tsy mpisorona my ary mbola nagnomezany lalina zarô niaraka tamananzy aza?"

View File

@ -65,6 +65,7 @@
"02-18",
"02-20",
"02-22",
"02-23",
"05-title",
"05-01",
"05-03",