Fri Oct 25 2019 10:12:35 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 10:12:35 -04:00
parent 10f813f177
commit 70057eb355
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 Namaly Jesosy, raha nampianatra tiô amin'ny fiangonana Izy; de hoy Izy hoe: "Ahôna ma no izakan'ny mpagnano fanjakana fa Kristy de zanak'i Davida? \v 36 Davida tegnany, tamin'ny Fagnahy masina, nagnano hoe: "Ny Tompo nizaka Tami'ny Tompoko hoe: Mipetraha akiô amin'ny tagnako ankavana, mandrapa agnamboarako ny fahavalonô ho fitoeran-togotra anô! \v 37 Davida tegnany aza nagnantso Anazy hoe: "Tompo; ka naôna no maha zanak'i Davida an'i Kristy?" Niteno Anazy tam-pifaliana zarô vaôka maro be .
\v 35 Namaly Jesosy, raha nampianatra tiô amin'ny fiangonana Izy; de hoy Izy hoe: "Ahôna ma no izakan'ny mpagnano fanjakana fa Kristy de zanak'i Davida? \v 36 Davida tegnany, tamin'ny Fagnahy masina, nagnano hoe: "Ny Tompo nizaka Tami'ny Tompoko hoe: Mipetraha akiô amin'ny tagnako ankavana, mandrapa agnamboarako ny fahavalonô ho fitoeran-togotra anô! \v 37 Davida tegnany aza nagnantso Anazy hoe: "Tompo; ka nahôna no maha zanak'i Davida an'i Kristy?" Niteno Anazy tam-pifaliana zarô vaôka maro be .

View File

@ -1 +1 @@
\v 38 Tamin'ny fampianarany Jesosy de nizaka hoe: "Mitandrema aman-jarô mpitondra fanjakana, zay tia mandiadia amin'ny akanjo lava ary tian-jariô amenan-tsafa akegny ntsena, \v 39 ary tian-jariô mahazo sezy vôlognany fogna amin'ny Synagoga sy ny toerana vôlognany agny amin'ny fety . \v 40 Mandrobaka ny tragnon-jariô mpagnano tegna zariô, ary magnano vavaka lavabe mba ho itan'olona. Zany lilay zany de azo fagnameloana lebe tokoa."
\v 38 Tamin'ny fampianarany Jesosy de nizaka hoe: "Mitandrema aman-jarô mpitondra fanjakana, zay tia mandiadia amin'ny akanjo lava ary tian-jariô amenan-tsafa akegny antsena, \v 39 ary tian-jariô mahazo sezy vôlognany fogna amin'ny Synagoga sy ny toerana vôlognany agny amin'ny fety . \v 40 Mandrobaka ny tragnon-jariô mpagnano tegna zariô, ary magnano vavaka lavabe mba ho itan'olona. Zany lilay zany de azo fagnameloana lebe tokoa."

View File

@ -171,7 +171,7 @@
"12-26",
"12-28",
"12-32",
"12-38",
"12-35",
"12-41",
"12-43",
"13-title",