Mon Oct 21 2019 15:01:03 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 15:01:04 -04:00
parent 9c7b0ae3ec
commit 6f039e46a3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 Nihinana tao andragnon'i Levy Jesosy ary mpitaky hetra sy olona mpnonta marobe no niaraka ninan-kanina tamanazy sy zarô mpianany, fa maro zarô takô ka nagnaraka anazy. Ary zarô mpagnano lalàna, izay fariseo, ra naita an'i Jesosy niara-ninan-kanina taman'olona mpanonta sy ire mpanery hetra, de nagnadina ny mpianatra hoe: "Nagnino Izy no miaraka minan-kanina amin'ny mpitaky hetra sy olona mpanonta?.
\v 15 \v 16 Nihinana tao andragnon'i Levy Jesosy ary mpitaky hetra sy olona mpnonta marobe no niaraka ninan-kanina tamanazy sy zarô mpianany, fa maro zarô takô ka nagnaraka anazy. Ary zarô mpaay lalàna, izay fariseo, ra naita an'i Jesosy niara-ninan-kanina taman'olona mpanonta sy ire mpanery hetra, de nagnadina ny mpianatra hoe: "Nagnino Izy no miaraka minan-kanina amin'ny mpitaky hetra sy olona mpanonta?.