From 6e5fb5993267c67736d055d412309e731fd411bf Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: plateaumalagasy Date: Wed, 23 Oct 2019 18:32:27 +0200 Subject: [PATCH] Wed Oct 23 2019 18:32:27 GMT+0200 (South Africa Standard Time) --- 10/38.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/38.txt b/10/38.txt index e6348c6..eeaae45 100644 --- a/10/38.txt +++ b/10/38.txt @@ -1 +1 @@ -Fa Jesosy namaly anjareo hoe: "Tsy fantandreo izegnhy raha angawinareo. Andreo ma afaka misotro amin'ny kapoaka izegny nisotroako na hivandry ny hanina batisa aminízegny agnanovana batisa Anay?" Hoy zareo tyamoinajy hoe: "Efane izany." Ary nizaka taminjareo i Jesosy hoe: "Ny kapoaka izegny ho sotroiko, de ho sotroinareo, ary amin'ny batisa izegny agnanovana batisa Anay no hagnanovana batisa andreo koa. Fa izegny hibodika akeo an-tagnako ankavanana na ankaviako koza de tsy avy miankina Aminay izegny, fa izany de ho an'ireo izegny nagnomagnana ananjy." \ No newline at end of file +Fa Jesosy namaly anjareo hoe: "Tsy fantandreo izegny raha angawinareo. Andreo ma afaka misotro amin'ny kapoaka izegny nisotroako na hivandry ny hanìna batisa amin'izegny hagnanovana batisa Anay?" Hoy zareo taminanjy hoe: "Efanè izany." Ary nizaka taminjareo i Jesosy hoe: "Ny kapoaka izegny ho sotroiko, de ho sotroinareo, ary amin'ny batisa izegny agnanovana batisa Anay no hagnanovana batisa andreo koa. Fa izegny hibodika akeo an-tagnako ankavanana na ankaviako koza de tsy miankina Aminay izegny, fa izany de ho an'ireo izegny nagnomagnana ananjy." \ No newline at end of file