diff --git a/10/38.txt b/10/38.txt index e6348c6..eeaae45 100644 --- a/10/38.txt +++ b/10/38.txt @@ -1 +1 @@ -Fa Jesosy namaly anjareo hoe: "Tsy fantandreo izegnhy raha angawinareo. Andreo ma afaka misotro amin'ny kapoaka izegny nisotroako na hivandry ny hanina batisa aminízegny agnanovana batisa Anay?" Hoy zareo tyamoinajy hoe: "Efane izany." Ary nizaka taminjareo i Jesosy hoe: "Ny kapoaka izegny ho sotroiko, de ho sotroinareo, ary amin'ny batisa izegny agnanovana batisa Anay no hagnanovana batisa andreo koa. Fa izegny hibodika akeo an-tagnako ankavanana na ankaviako koza de tsy avy miankina Aminay izegny, fa izany de ho an'ireo izegny nagnomagnana ananjy." \ No newline at end of file +Fa Jesosy namaly anjareo hoe: "Tsy fantandreo izegny raha angawinareo. Andreo ma afaka misotro amin'ny kapoaka izegny nisotroako na hivandry ny hanìna batisa amin'izegny hagnanovana batisa Anay?" Hoy zareo taminanjy hoe: "Efanè izany." Ary nizaka taminjareo i Jesosy hoe: "Ny kapoaka izegny ho sotroiko, de ho sotroinareo, ary amin'ny batisa izegny agnanovana batisa Anay no hagnanovana batisa andreo koa. Fa izegny hibodika akeo an-tagnako ankavanana na ankaviako koza de tsy miankina Aminay izegny, fa izany de ho an'ireo izegny nagnomagnana ananjy." \ No newline at end of file