Wed Oct 23 2019 18:30:27 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 18:30:27 +02:00
parent 209e616c73
commit 6ab8886f6e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Jesosy namaly anjareo hoe: "Tsy fantandreo izegnhy raha angawinareo. Andreo ma afaka misotro amin'ny kapoaka izegny nisotroako na hivandry ny hanina batisa aminízegny agnanovana batisa Anay?" Hoyu zareo tyamoinajy hoe: "Efane izany." Ary nizaka taminjareo i Jesosy hoe: "Ny kapoaka izegny ho sotroiko, de ho sotroinareo, ary amin'ny batisa izegny agnanovana batisa Anay no hagnanovana batisa andreo koa. Fa izegny hibodika akeo an-tagnako anka
Fa Jesosy namaly anjareo hoe: "Tsy fantandreo izegnhy raha angawinareo. Andreo ma afaka misotro amin'ny kapoaka izegny nisotroako na hivandry ny hanina batisa aminízegny agnanovana batisa Anay?" Hoy zareo tyamoinajy hoe: "Efane izany." Ary nizaka taminjareo i Jesosy hoe: "Ny kapoaka izegny ho sotroiko, de ho sotroinareo, ary amin'ny batisa izegny agnanovana batisa Anay no hagnanovana batisa andreo koa. Fa izegny hibodika akeo an-tagnako ankavanana na ankaviako koza de tsy avy miankina Aminay izegny, fa izany de ho an'ireo izegny nagnomagnana ananjy."