diff --git a/10/46.txt b/10/46.txt index 4e07923..1992bc9 100644 --- a/10/46.txt +++ b/10/46.txt @@ -1 +1 @@ -Tonga tako Jeriko zareo. Ndreka niala ny tanana niaraka tamin'ny mpianany sy ny vaoaka marobe Izy, ny zanakí Timeo, BArtolomeo, izegny mpangataka sady tsy maita, nitoetra takeo amoron-dalana. Ndreka naregny izy fa i Jesosy avy agnhy Nazareta izany, de nagnandogna nangekeka mafy izy ary nizaka hoe: "A Jesosy zanak'i Davida a, mandifer \ No newline at end of file +Tonga takô Jeriko zareo. Ndreka niala ny tanàna niaraka tamin'ny mpianany sy ny vaoaka marobe Izy, ny zanakí Timeo, BArtolomeo, izegny mpangataka sady tsy maita, nitoetra takeo amoron-dalana. Ndreka naregny izy fa i Jesosy avy agnhy Nazareta izany, de nagnandogna nangekeka mafy izy ary nizaka hoe: "A Jesosy zanak'i Davida a, mandifera aminay! MAro no nizakazaka an'ilay tsy maita, nizaka taminanky mba hangina. Fa vomeka nangekeka mafy izy hoe: "A zanak'i Davida a, mandifera aminay!" \ No newline at end of file