Mon Oct 21 2019 15:31:14 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 15:31:15 -04:00
parent 2581e9f320
commit 60d158df31
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 \v 26 De hoy Izy taman-jarô hoe: "Mbola tsy nivakinarô angamba zegny natôny Davida rehetra tô agnatin'ny tsy fanagnana sy farefognana izyˍsy zarô lilay niaraka taminy. Nagnino ny fomba nidirany takô andragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Abiatara mpisorogna be, ka ninana ny mofon'ny fanatrahana, zay tsy ara-dalana n'iza n'iza no omana anazy ra tsy mpisorogna my ary mbola nagnomezany lalina zarô niaraka tamananzy aza?"
\v 25 \v 26 De hoy Izy taman-jarô hoe: "Mbola tsy nivakinarô angamba zegny natôny Davida rehetra tô agnatin'ny tsy fanagnana sy farefognana izyˍsy zarô lilay niaraka taminy. Nagnino ny fomba nidirany takô andragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Abiatara mpisorogna be, ka ninana ny mofon'ny fanatrahana, zay tsy ara-dalana n'iza n'iza no omana anazy ra tsy mpisorogna my ary mbola nagnomezany be zarô niaraka tamananzy aza?"