Mon Oct 21 2019 09:37:31 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 09:37:32 -04:00
parent c36711877c
commit 5ed4f69465
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 \v 33 Tamin'io folak'andro io, tampy afaty masoandro, de nindôn-jarô takiô amanajy izay narary jiaby na izay misy devoly. Tafavory niaraka takiô ambarangaragna takiô daolo ny takiô antanàna. \v 34 Nagnasitrana olona maro zegny nararin'ny aretina samy hafa Izy ary nandroaka demonia maro, fa tsy nambelany nizaka ny demonia satria nafantatra Anazy zarô.
\v 32 Tamin'io folak'andro io, tampy afaty masoandro, de nindôn-jarô takiô amanajy izay narary jiaby na izay misy devoly. \v 33 Tafavory niaraka takiô ambarangaragna takiô daolo ny takiô antanàna. \v 34 Nagnasitrana olona maro zegny nararin'ny aretina samy hafa Izy ary nandroaka demonia maro, fa tsy nambelany nizaka ny demonia satria nafantatra Anazy zarô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 \v 36 \v 37 Nifoa mandrena be Izy, ra mbola mizigna ny andro de niala takiô Izy de ninga tagny amin'ny toerana mangigna ary takiô Izy no nivavaka. Niaragna anazy i Simona sy zarô niaraka taminy. Nahita anazy zarô ary nizaka tamin'ny hoe: "Miaragna anô ny olona jiaby".
\v 35 \v 36 \v 37 Nifoa mandregna be Izy, ra mbola mizigna ny andro; de niala takiô Izy de ninga tagny amin'ny toerana mangigna ary takiô Izy no nivavaka. Niaragna anazy i Simona sy zarô niaraka taminy. Nahita anazy zarô ary nizaka tamin'ny hoe: "Miaragna anô ny olona jiaby".

View File

@ -48,6 +48,7 @@
"01-23",
"01-27",
"01-29",
"01-32",
"05-title",
"05-01",
"05-03",