Thu Oct 24 2019 16:53:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 16:53:18 -04:00
parent 98961c2adb
commit 5c96412601
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Na de nampalahelo be ny mpanjaka aza zany, de tsy afaka nandà fangatahany izy nony afatrafatra izay natôny sy nony vahiny nantsovana nihinana takiô amin'ny fanasana. \v 27 Non' izany de tonga de nagnasa maramila reka avy tamin'ny mpiambina ny mpanjaka ka nagnasa anazy hitondra ny lohan'i Jaona ankiô aminy. Nandeha ilay mpiambina ka nanapaka ny lohany tao antragnom-pigadrana. \v 28 Nindôny tambonin'ny lasety ny lohany ka nomeny an-jaza viavy, ary le zaza vavy nagnomia anazy an-dreniny. \v 29 Rehefa naregny an'izany zarô mpianany de ninga nangalaka ny vatagny ka nalevigny agny ampasagna.
\v 26 Na de nampalahelo be ny mpanjaka aza zany, de tsy afaka nandà fangatahany izy nony afatrafatra izay natôny sy nony vahiny nantsovana nihinana takiô amin'ny fanasana. \v 27 Non' izany de tonga de nagnasa maramila reka avy tamin'ny mpiambina ny mpanjaka ka nagnasa anazy hitondra ny lohan'i Jaona ankiô aminy. Nandeha ilay mpiambina ka nanapaka ny lohany tao antragnom-pigadrana. \v 28 Nindôny tambonin'ny lasety ny lohany ka nomeny an-jaza viavy, ary le zaza viavy nagnomia anazy an-dreniny. \v 29 Rehefa naregny an'izany zarô mpianany de ninga nangalaka ny vatagny ka nalevigny agny ampasagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Nierigna tagny amin'i Jesosy jarô Apositoly ary nitantara taminy zegny ra rehetra vitan-jarô sy nampenarin-jarô. \v 31 Ary hoy Izy taman-jarô: "Andô ntsena inga antany fôgna mba angalaka robiana bitika.''' Fa maro ny olona misavoesavoe, ary tsy manam-potoana hinanan-kanina koza zarô. \v 32 De nandia an-dakana bitika zarô mba ho agny antany fogna.
\v 30 Nierigna tagny amin'i Jesosy jariô Apositoly ary nitantara taminy zegny ra rehetra vitan-jarô sy nampenarin-jarô. \v 31 Ary hoy Izy taman-jarô: "Andô ntsena inga antany foagna mba angalaka robiana bitika.''' Fa maro ny olona misavoesavoe, ary tsy manam-potoana hinanan-kanina koza zarô. \v 32 De nandia an-dakana bitika zarô mba ho agny antany foagna.

View File

@ -131,6 +131,7 @@
"06-18",
"06-21",
"06-23",
"06-26",
"06-30",
"06-33",
"06-35",