Mon Oct 21 2019 14:49:03 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 14:49:04 -04:00
parent 444ee31320
commit 5c93c8502f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Fa mba afantanarô fa managna faefana amela eloka eto amboniny tany ny zanak'olona, ho Izy tamin'ilay makemy hoe: "Zakeko amanô, misangàna ka batiô ny rafandriananô ka modia agny andragnonô" De nisangana izy ka nibata ny rafandriany avy atragny, ka nivoaka ny tragno takiô anatrean'olona reetra, ka variana ny olona manontolo ka nagnome voninahitra an'Anandriamanitra, ary hoy izy ireo hoe: "Mbola tsy naita ra karan'ity ze."
\v 10 \v 11 \v 12 Fa mba afantaranarô fa managna faefana hamela eloka eto amboniny tany ny zanak'olona, ho Izy tamin'ilay makemy hoe: "Zakeko amanô, misangàna ka batiô ny rafandriananô ka modia agny andragnonô" De nisangana izy ka nibata ny rafandriany avy atragny, ka nivoaka ny tragno takiô anatrean'olona reetra, ka variana ny olona manontolo ka nagnome voninahitra an'Anandriamanitra, ary hoy izy ireo hoe: "Mbola tsy naita ra karan'ity ze."