Mon Oct 21 2019 15:11:14 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 15:11:15 -04:00
parent 7858d7bbb2
commit 56442b86db
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Ary nifady ra-anina zarô mpianatr'i Jaona sy zarô Fariseo. Lilay maromaro no nagnatogna Anazy ka nizaka tamin'ny hoe: "Nagnino ny mpianatr'i Jaona sy mpianatran-jarô Fariseo no mifady ra-anina, fa mpianatra anô koza tsy mba mifady?" De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Afaka mifady ra-anina va ny mpagnatrika ny fampakarana ra mbola akiô ny mpampakatra? Ra mbola miaraka aman-jarô akiô ny mpampakatra, de tsy afaka mifady ra-anina zarô.
\v 18 Ary nifady ra-anina zarô mpianatr'i Jaona sy zarô Fariseo. Lilay maromaro no nagnatogna Anazy ka nizaka tamin'ny hoe: "Nagnino ny mpianatr'i Jaona sy mpianatran-jarô Fariseo no mifady ra-anina, fa mpianatra anô koza tsy mba mifady?" \v 19 De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Afaka mifady ra-anina va ny mpagnatrika ny fampakarana ra mbola akiô ny mpampakatra? Ra mbola miaraka aman-jarô akiô ny mpampakatra, de tsy afaka mifady ra-anina zarô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 De tonga ny andro angalanan'ny mpampakatra eo aman-jarô, de amanizegny andro zegny vao mifady ra-anina zarô. Tsy misy olona manombigna lamba rota amin'ny lamba vôvô, ra izany de miala amin'ny lamba vôvô ny lamba rota ary vômenka ratsy ny farotavany.
\v 20 \v 21 De ho tonga ny andro angalanan'ny mpampakatra eo aman-jarô, de aman'izegny andro zegny vao mifady ra-anina zarô. Tsy misy olona manombigna lamba rota amin'ny lamba vôvô, ra izany de miala amin'ny lamba vôvô ny lamba rota ary vômenka ratsy ny farotavany.

View File

@ -62,6 +62,7 @@
"02-13",
"02-15",
"02-17",
"02-18",
"05-title",
"05-01",
"05-03",