Mon Oct 21 2019 14:53:03 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 14:53:04 -04:00
parent 49f208e1f1
commit 513731d5db
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 Fa mba afantaranarô fa managna faefana hamela eloka eto amboniny tany ny zanak'olona, ho Izy tamin'ilay makemy hoe: "Zakeko amanô, misangàna ka batiô ny rafandriananô ka modia agny andragnonô" De nisangana izy de tonga de nibata ny rafandriany avy atragny, ka nivoaka ny tragno takiô agnan'olona rehetra, ka variana ny olona manontolo ka nagnome voninahitra an'Anandriamanitra, ary hoy izy ireo hoe: "Mbola tsy naita ra karan'ity ze."
\v 10 Fa mba afantaranarô fa managna faefana hamela eloka eto amboniny tany ny zanak'olona, ho Izy tamin'ilay makemy hoe: \v 11 "Zakeko amanô, misangàna ka batiô ny rafandriananô ka modia agny andragnonô" \v 12 De nisangana izy de tonga de nibata ny rafandriany avy atragny, ka nivoaka ny tragno takiô agnatrean'olona rehetra, ka variana ny olona manontolo ka nagnome voninahitra an'Anandriamanitra, ary hoy zarô hoe: "Mbola tsy naita ra karan'ity ze."

View File

@ -58,6 +58,7 @@
"02-03",
"02-05",
"02-08",
"02-10",
"05-title",
"05-01",
"05-03",