Thu Oct 24 2019 11:51:24 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 11:51:24 +02:00
parent 99c4dcdf9c
commit 4e7c38e283
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny lohan'nympisorona koa de nagnaraby Anajy karan'izany, niaraka taminjareo mitondra fanajakana, ary nizaka hoe: "Namonjy ny hfa Izy, nefa tsy mahavonjy ny tegnany. Oka ilay Kristy, iolay mpanjakan'Israely, handrorogna avy akegny amin'ny hazofijaliana, mba ho hitane
\v 31 Ny lohan'ny mpisorona koa de nagnaraby Ananjy karan'izany, niaraka taminjareo mpitondra fanajakana, ary nizaka hoe: "Namonjy ny hafa Izy, nefa tsy mahavonjy ny tegnany. \v 32 Oka ilay Kristy, ilay mpanjakan'Israely, handrorogna avy akegny amin'ny hazofijaliana, mba ho hitanè ary hinoanè," ary ireo nifantsihana niaraka taminanjy koà de nagnaraby Ananjy.